Eo am-pitsidihana ity tranonkala ity dia ampirisihinay tokoa ianao mba hanokatra tsara ny saina amam-panahinao. Esory izay mety ho sarona rehetra hahatonga anao tsy hankamamy ny maha-GASY anao, n'aiza n'aiza toerana misy anao, eto Dago sa any an-dafin'ny riaka lavitra any.
Aza misalasala ihany koa manoro hevitra anay amin'ny fanatsarana rehetra. Antsika jiaby izy ity e ! Sa ts'izany.